| Teny iditra | mangorakoraka (horakoraka (horaka)) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
| Malahelo olona ory na mijaly na sahirana mafy ka mitady izay hamonjena azy: Mangorakoraka ny mahantra io vehivavy to | |||||||||
| To be moved with pity or compassion; to be stirred in one's heart [1.7] | |||||||||
| S'apitoyer, être ému [1.8] | |||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Tovy hevitra | mangoraka | ||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|