| Teny iditra |
horita
|
| Sokajin-teny | anarana
|
| | Olona fatra-pitsentsitra ny madinika [1.1]
|
| | [ orita ] Bourgeois [1.13]
|
|
| Teny iditra |
horita
|
| Sokajin-teny | anarana
|
| | Biby maro tanana any anaty ranomasina izay malaza ho mpitsentsitra ny ran' ny haza azony [1.1]
|
| | [ orita ] Pieuvre [1.13]
|
| Voambolana |
|
| Teny iditra |
horita
|
| Sokajin-teny | anarana
|
| | [Betsimisaraka]
Bananes qu'on mange crues et bien mûres, sans autre préparation. Ce sont les meilleures variétés de Musa paradisiaca L. (Musaceae), celles que les créoles appellent « figues ».
[1.196]
|
| Voambolana |
| Anarana ara-tsiansa | Musa paradisiaca |
|
| Teny iditra |
Horita
|
| Sokajin-teny | anaran-tsamirery (ara-baiboly)
|
| | Mponina teo amin' ny tendrombohitra Hora, na Seira, ary natao ho naman' ny Emima sy ny Refaita koa izy.
Nonina tamin' ny lava-bato izy ireny; ary ny dikan' ny teny hoe Horita dia "mponina an-dava-bato".
Maro ny lava-bato any amin' ny tendrombohitra any Edoma, indrindra any Petra renivohiny.
Angamba nifangaroharo tamin' ny taranak' i Esao, izay nandresy azy izy, ka ao amin' ny fitantarana sasany
dia niaraka voalaza tamin' ny taranak' i Esao izy. [1.38]
|
| | Horites [2.996]
|
| | Horites [2.996]
|
| Voambolana |
| Ohatra | ary ny Horita tany an-tendrombohitra Seira hatrany El-parana, izay eo anilan'ny efitra.
[2.996]
|
| Tovy hevitra | |
|