| Teny iditra |
hotohoto
(hoto)
|
| Sokajin-teny | mpamaritra
|
| | Potipotika, rotidrotika: Nataon' ny saka hotohoto ny akanjokelin-janako Rovidrovitra, voarotika: Hotohoto ny tarehin' ilay kely fa tsy niantran' ilay lehibe mihitsy, hono [1.1]
|
| Ohatra | Trano fito amin' ny folo no indray hotohoto niaraka tamin' ny an-dry Zaka iny alina iny, saingy ny sisa afa-namonjy ny hareny.
[2.5]
|
| Sampanteny |
| Tovy hevitra | |
|
| Teny iditra |
hotohoto
|
| Sokajin-teny | anarana
|
| | [Bara]
Korontana amin'ny tany sy fanjakana [1.78]
|
|
| Teny iditra |
hôtohôto
|
| Sokajin-teny | anarana
|
| | [Betsimisaraka]
Poti-drofia madinika sisan'ny natohin'ny mpanenona [1.78]
|
|