|
|
|
|

Teny iditra hotsohotso
Sokajin-teny mpamaritra
 Mpandaingalainga sy fetsifetsy sady tsy menatra akory hisoloky [1.1]
Ohatra Hotsohotso roa venty
ny tanako roa feno avokoa
raha mahay manana hianao
manandroa
raha tsy mahay manana hianao
votsotra avokoa
[2.131]

Teny iditra hotsohotso
Sokajin-teny anarana
 Aretin' ny famavanin-taolana, rohana [1.1]
 Douleur à l'intérieur des [...] [tohiny 1.54]
Voambolana 
Sampanteny 

Teny iditra hotsohotso
Sokajin-teny anarana
  [Bara] Fitaka amin'ny haza [1.78]

Nohavaozina tamin' ny 2013/10/02