| Teny iditra | mangotsohotso (hotsohotso) | |
| Sokajin-teny | mpamaritra | |
| Tsaroana misy manaintaina, manindrontsindrona any anaty taolana: Mangotsohotso ny ranjoko izany [1.1] | ||
| Qui cause ou ressent des douleurs rhumatismales dans les os [1.3] | ||
| Voambolana | ||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|