| Teny iditra | Ianona (anona) | |
| Sokajin-teny | mpisolo anarana | |
| Ilazana olona tenenina izay tsy tsaroana eo no ho eo ny anarany: Andeha antsoy Ianona, ry Koto a ~ Asaivo mankaty Ianona Lantsoana na anondroana olona itenenana, saingy fanaon' ny samy vehivavy na lehilahy sy vehivavy: Ianona ity koa mahasosotra ~ Aoka re, Ianona, fa mahaketraka izany zaoatra lazainao [1.1] | ||
| What's-his-name. [Mal. sianun.] [1.2] | ||
| Tsipelina hafa | Ranona | |
| Tsanganana sy sary iray takila | Ny mpisolo rehetra | |
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|