| Teny iditra | ijaliana (jaly) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny fameno | ||||||||
| [1.3] | |||||||||
| Ohatra | Tapak' andro ijaliana ihany, dia mampanadino ny hasambarana lasa, ary amin' ny fiafaran' ny olona, dia haharihariny ny asany.
[2.996] | ||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|