|
|
|
|

Teny iditra ikaloy (kalo)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny famenony ikaloana [Fitanisana]
  [1.3]

Teny iditra Ikaloy
Sokajin-teny anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana]
 [Ny mpitantara sasany kosa anefa manao azy hoe Kalohy na Ikalohy] vohitra eo amin-ny morony atsinanana amin-ny renirano Andranobe izay sampany atsinanana amin-ny ony Jabo, izay isan-ny sampan' i Betsiboka, izany hoe eo amin-ny ilany avaratra amin-Imerina. Eo amin-ny 1600 m ny haavon-ity vohitra Ikaloy. Zavatra fito loha no mendrika hotadidina momba ity vohitra kely ity: ... [1.10]
Voambolana 
Mpanahaka  Ny Tendrombohitra Roambinifolo

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/01