| Teny iditra | kalo | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Hira madinika fanao raha malahelohelo, mahatsiaro ny ela sy mitantara ny lasa. [1.1] | ||
| A melancholy song or chant [1.7] | ||
| Chanson mélancolique, complainte [1.8] | ||
| Voambolana | ||
| Ohatra | Andeha isika, andriamatoa, hihaino kalo any Ambatomiantendro
[2.48] | |
| Sampanteny |
| |
| Teny iditra | kalo | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| [Tankarana] Fille [1.19] | ||
| Teny iditra | kalo | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| [Bara] takalo, vidy [1.78] | ||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/10/28 |
|