|
|
|
|

Teny iditra indraim-bava
Sokajin-teny kambanteny
Singan-teny indray, vava
 Teny kely foana [1.1]
 Just one word; a morsel of food [1.7]
 Une bouchée, une chique
Figuré: un mot, une parole, un rien [1.3]
 Un petit mot; une bouchée de nourriture [1.8]
Ohatra 
1izay teny indraimbava atao eto, aza tsiny? [2.48]
2Nangina tsy nisy namaly izy ireo na dia teny indraimbava aza, satria efa nodidian'ny mpanjaka hoe: [2.996]

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/15