| Teny iditra | io | |
| Sokajin-teny | mpisolo anarana | |
| Enti-manondro akaiky nefa tsy voafaritra tsara ny halavitany: Tsy tiako io sary io, omeo azy io raha tiany [1.1] | ||
| That; plur. ireo [1.7] | ||
| Celui-là; plur. ireo [1.8] | ||
| Tsanganana sy sary iray takila | Ny mpisolo rehetra | |
| Nohavaozina tamin' ny 2023/08/01 |
|