|
|
|
|

Teny iditra ireo (io)
Sokajin-teny mpisolo anarana [Fitanisana]
 Enti-manondro olona na zavatra maro, ka ny halaviran-toerana tondroiny dia mitovy amin' ny tondroin' ny fototeny niaviany "io": Ampangino ireo zaza mitomany ireo fa mankarenin-tsofina [1.1]
Tsanganana sy sary iray takila Ny mpisolo rehetra

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/22