|
|
|
|

Teny iditra iray petsapetsa
Sokajin-teny kambanteny
Singan-teny iray, petsapetsa
 Enti-milaza olona vitsivitsy na maro manana tanimbary iraisana
Olona iray foko
Olona miray tetika [1.1]
 Of the same social level; united [1.7]
 Au même niveau de la société [1.8]
Ohatra Satria ny mpanjakany, na izay mpitarika azy, tsy mba nijery loatra izay ho soa ho an' ny vahoakany, fa niray petsapetsa tamin' ny mpamarina olona hamitaka ny valalatsimandadiharona: [2.471]

Nohavaozina tamin' ny 2023/04/16