| Teny iditra | irotra | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Espèce de soie indigène teinte en noir [1.3] | ||
| Voambolana | ||
| Teny iditra | irotra | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Fanaovana an-tsitrika ao anaty rano; fandevenana amin' ny fasana vonjy maika eo akaikin' ny fasana lehibe: Mandevina amin' ny fasana an' irotra | ||
| Sampanteny |
| |
| Tovy hevitra | iritra | |
| Nohavaozina tamin' ny 2012/06/28 |
|