| Teny iditra | isisihana (sisika) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny fameno | ||||||||
| [1.1] | |||||||||
| [1.3] | |||||||||
| Ohatra | Tsy foin-dRazazavavy hosimba izato voninkazo nanoin-tsarotra, angamba notazana teny amin' ny hazonana lokaloka ny lala-nombana, ka miherikerika mitady toerana azo isisihana izy.
[1.224] | ||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|