|
|
|
|

Teny iditra itsy
Sokajin-teny mpisolo anarana [Fitanisana]
 Enti-manondro zavatra na toerana akaiky somary an-tsisintsisiny: Ovay toerana itsy sary itsy / Omeo ahy itsy, ry Ikoto [1.1]
 That, not very close (in sight) [1.7]
 Celui-là, pas bien loin (visible) [1.8]
Ohatra aiza kely hoe itsy atiny itsy hataoko vonjy fo! [2.69]
Tsanganana sy sary iray takila Ny mpisolo rehetra

Teny iditra itsy
Sokajin-teny mpamaritra
 (ialohan' ny "aoka" mandrakariva) entina mandrara tsy hanao zavatra, omban' ny sisi-kevitra manao hoe "raha manao dia mahita faisane": Aoka itsỳ fa sao mahita angano eo ianao [1.1]
Ohatra 
1Ka aok'itsy, anaka. [2.588]
2aoka itsy, aoka itsy. [2.285]

Nohavaozina tamin' ny 2022/05/02