|
|
|
|

Teny iditra ivoho (voho)
Sokajin-teny tambinteny [Fitanisana]
 Andamosina, ambadika, tsy eo anatrehana: Mipetraha ianao eo ivoho / Mandry ivohon' ny vato [1.1]
 Behind, on the back side [1.7]
 Par derrière [1.3, 1.8]
 Derrière, au dos, au revers [1.8]
Ohatra 
1Ny ahy aleoko vandana imaso toy izay vandana ivoho. [2.472]
2fololahy sisa mbamin' ialahy ireo nijoro ao ivoho ireo. [2.895]
3Niaraka tamin'izay dia vita fatorana tanana ivoho i Fandrava; [2.895]
Haiendriteny 
Tsotra : ivoho, ivohoko, ivohonao, ivohony, ivohonay, ivohontsika, ivohonareo, ivohon', ivohon-
Sampanteny 

Teny iditra ivoho (voho)
Sokajin-teny anarana
 Réciproque [1.13]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2024/08/15