| Teny iditra | voho | ||||
| Sokajin-teny | anarana | ||||
| [Tanala] Lamosina [1.78] | |||||
| Ny ao an-damosina, ny ao ambadika: Asehoy ny vohon-tananao Ny lafy ratsy: Sarin' inona no ao amin' ny vohon' io meday io [1.1] | |||||
| Lamosina [1.13] | |||||
| The back, the back side [1.7] | |||||
| Le dos; le revers [1.8] | |||||
| Dos [1.13] | |||||
| Haiendriteny |
| ||||
| Teny iditra | vôho | ||||
| Sokajin-teny | Tsy lazaina | ||||
| [Bara] sady [1.78] | |||||
| [Bara, Tanala] vao [1.78] | |||||
| Tovy hevitra | vô | ||||
| Nohavaozina tamin' ny 2024/08/15 |
|