| Teny iditra | izaitratra | |
| Sokajin-teny | mpamaritra | |
| Singan-teny | izay, tratra | |
| Be dia be, sesehena: Izaitratra ny mpianatra tsy afa-panadinana tomin' itỳ taona itỳ [1.1] | ||
| Ohatra | Talohan' izao, dia noheveriko ho harato no ahazoana ireny trondron-dranomasina izaitratra amidy eny an-tsena ireny.
[2.471] | |
| Tsipelina hafa | izay tratra | |
| Nohavaozina tamin' ny 2023/06/14 |
|