Teny
Fitenim-paritra
Fototeny
Rakibolana
Sary
Takila fandraisana
Anaran-tsamirery
Voambolana
Sampanteny
Fitsipi-pitenenana
Bibliôgrafia
Mpiara-miasa
Eva
Sokajin-teny
Ohabolana
Lahatsoratra
Habaka
Fanontaniana
Fivaditsoratra
Singana/Kambana
Fafana sy Tsanganana
|
|
|
|
Teny iditra
iza
ra
na
(
za
ra
)
Sokajin-teny
matoantenin' ny fameno
[
1.3
]
Ohatra
1
Izay andia tsy tsara fiasa dia
izarana
vely karavasy rehefa miverina.
[
2.472
]
2
Rehefa avy nosora-menaka ny zaza, dia
izarana
tantely ka tsy maintsy samy nilela-molotra daholo: faly nosora-menaka.
[
2.245
]
Haiendriteny
Ny ankehitriny :
izarana
, izarako, izaranao, izarany, izarantsika, izaranay, izaranareo, izaran', izaran-, izaram-, izara-
Ny lasa :
nizarana, nizarako, nizaranao, nizarany, nizarantsika, nizaranay, nizaranareo, nizaran', nizaran-, nizaram-, nizara-
Ny hoavy :
hizarana, hizarako, hizaranao, hizarany, hizarantsika, hizaranay, hizaranareo, hizaran', hizaran-, hizaram-, hizara-
Filaza mandidy :
iza
ra
o
Teny iditra
iza
ra
na
Sokajin-teny
anarana
[
Tankarana
] Cimetière des ministres sakalava
[
1.19
]
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20