|
|
|
|

Teny iditra izarao (zara)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny famenony izarana [Fitanisana]
  [1.3]
Ohatra Dia hoy Andrianarisaina: "Hamono omby telo aho, ka hianareo telo mirahavavy no hitatana azy, ka izao no izarao azy" [2.293]

Nohavaozina tamin' ny 2019/08/17