|
|
|
|

Teny iditra jaka
Sokajin-teny mpamaritra
Sampanteny 
Tovy hevitra jomoka [fampiasa kokoa noho jamoka]

Teny iditra jaka
Sokajin-teny anarana
 Anarana niantsoana ny omby taloha [1.1]
 Ancien nom des boeufs [1.3]
 Zébu [1.54]
Voambolana 
Ohatra 
1Ny teny hoe jamoka dia avy tamin'ny teny arabo persiana hoe "jamous" ary ny anarana hoe "omby" izay voalaza fa naaolon-dRalambo ny "Jamoka" dia mety ho avy tamin'ny teny soahilia hoe"ngombe. [2.508]
2Isa ny hisatra, Roa ny voaroy, Telo ny telorirana, Efatra ny efakefany, Dimy ny jamoka, Enina ny tenona, Fito ny fitatra, Valo ny vano, Sivy ny siny, Folo ny fony (5) Isa telo, Tsindrian-telo, Telo manindry, Toka-mahafoio. [2.69]
Tovy hevitra omby
Sary 

Teny iditra jamoka
Sokajin-teny anarana
 Corbeilles rangées sur les étagères des maisons comme ornement [1.3]
  [Tankarana] Corbeille ?. [1.19]

Nohavaozina tamin' ny 2021/06/24