|
|
|
|

Teny iditra jaroboka (roboka)
Sokajin-teny anarana
 Fanasokana na fandentehana (zavatra) ao anaty rano tsy hipoitra; famarinana (zavatra) ao anaty rano tsy hipoitra; fivarinana na fianjerana ao anaty rano. [1.1]
Sampanteny 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20