|
|
|
|

Teny iditra jihitra
Sokajin-teny mpamaritra
 Maty eo no ho eo: Taloha tsy navelan' ny fokonolona raha tsy jihitra izay nangalatra tao an-tsena
Mitovy hevitra: dangy ~ fohatra ~ jingy
Mihinjitra noho ny hatsiaka: Jihitry ny hatsiaka aho ka nody [1.1]
 Dead; numb from cold [1.7]
 Mort; engourdi par le froid [1.8]

Nohavaozina tamin' ny 2013/01/01