|
|
|
|

Teny iditra jobo
Sokajin-teny mpamaritra
 Kely vava fa hoboka aty: Satroka jobo. [1.1]
 Having a deep hollow [1.7]
 Creux [1.8]
Ohatra Akory ny hagagany fa raha vao navadika ny vato dia inty lavaka jobo vava tahaka ny lavabary no tao! [2.587]

Teny iditra jobo
Sokajin-teny mpamaritra
 Mamon-divay na toaka: Jobo lava iny lehilahy iny ka tsy mahagaga raha maty an-tatatra [1.1]
Sampanteny 

Teny iditra jobo
Sokajin-teny anarana
  [Bara] fifidianana [1.78]

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/26