| Teny iditra | kaikerina (kaikitra) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
| Ketohina amin' ny nify: Nokekerin' ilay saka ratsy iny ny tanan-janako Tsindronina: Nokaikerin' ny moka ny handriko Hanina: Kekerin' ny olitra mafy aho izany Raisina amin' ny nify: Raha tsy voavaha amin' ny tanana, kekero ho afaka io tady io [1.1] | |||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Tovy hevitra | kekerina | ||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05 |
|