| Teny iditra | kekerina (kekitra) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
| Ketohina amin' ny nify: Nokekerin' ilay saka ratsy iny ny tanan-janako Tsindronina: Nokekerin' ny moka ny handriko Hanina: Kekerin' ny olitra mafy aho izany Raisina amin' ny nify: Raha tsy voavaha amin' ny tanana, kekero ho afaka io lady io [1.1] | |||||||||
| To be bitten, to be stung [1.7] | |||||||||
| Qui est piqué, qui est mordu [1.8] | |||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Tsipelina hafa | kaikerina | ||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/02/03 |
|