| Teny iditra | kajakaja | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| [Sakalava] Masom-by na mason-tady amin' ny sisin' ny lay izay itanana azy amin' ny salazan' ny botry na ny sambo [1.1] | ||
| Voambolana | ||
| Teny iditra | kajakaja | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Fikarakarana, fikolokoloana feno fitandremana [1.1] | ||
| Soin, souci de ceux qui ont la direction, l’intendance, la responsabilité de... [1.3] | ||
| Sampanteny |
| |
| Nohavaozina tamin' ny 2017/08/06 |
|