| Teny iditra | mikajakaja (kajakaja) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
| Mitandrina ka manao izay hahasoa: Ramatoa oadiko no mikalakaja ny tokantranonay Manao, manamboatra, mamonona: Ny zokinay no mikajahaja ny sakafo maraina Mitandrina, manara-maso: Mihajakaja ny fanaovan-dalana Rakoto [1.1] | |||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Teny iditra | mikajakajà (kajakaja) | ||||||||
| Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mikajakaja | ||||||||
| [1.1] | |||||||||
| [1.3] | |||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|