| Teny iditra | kalabe | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Anaran-kafa ilazana ny kalalao [1.1] | ||
| A cockroach [1.7] | ||
| Cancrelas, blatte, cafard [1.8] | ||
| Voambolana | ||
| Tovy hevitra | kadradraka ~ kalalao | |
| Teny iditra | kala be | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Chef, patron [1.60] | ||
| Nohavaozina tamin' ny 2020/06/29 |
|