| Teny iditra |
kalalao
|
| Sokajin-teny | anarana
|
| | Bibikely somary menamena fisapisa-batana misy elatra, fahita indrindra amin' ny efitrano fahandroan-kanina. (Anaran-kafa iantsoana azy: kalabe, kadradraka) [1.1]
|
| | A cockroach [1.7]
|
| | Cancrelas, blatte, cafard [1.8]
|
| Voambolana |
| Ohatra | ka raha tsy efa velona ny kalalao, dia tsy pihina ny jiro elektrika.
[1.395]
|
| Tovy hevitra | ~ |
| Lahatsoratra |
|
| Teny iditra |
Kalalao
(kalalao)
|
| Sokajin-teny | anaran-tsamirery (anaran-tany)
|
| Voambolana |
| Fangi-bolantany | -21.1833333, 47.1
|
| Haianarantany | kalalao |
|