|
|
|
|

Teny iditra kalokalo (kalo)
Sokajin-teny anarana
 Duplicatif fréquentatif [1.3]
Voambolana 
Ohatra kanjo kalokalo mitaraindraina no nampanenoin' ny rantsany malefalefaka — dia ny kalokalo fanaon' izy sy Ikemba eo andrefan-trano any Mahafasa, raha ilay diavolana mangoratsaka iny ny alina. [2.499]

Teny iditra kalokalo
Sokajin-teny anarana
  [Sakalava] Karazan-drofia fihinam-boa [1.1]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20