|
|
|
|

Teny iditra kankafotra
Sokajin-teny anarana
 Karazam-borona ohatra ny voromailala ny habeny, vasobaso-bolo, mitovy amin' ny toloho ny bikan' ny tenany fa ny toloho menamena, malaza amin' ny fanenony tsy miova ary tsy diso fotoana (amin' ny fiandohan' ny lohataona sy fahavaratra) ka nahatonga ilay fitenenana hoe: "Volan-kankafotra ka ny omaly tsy miova ihany". (Anaran-kafa iantsoana azy koa: Taontaonkafa) [1.1]
 Espèce de coucou [1.54]
Voambolana 
Ohatra Ny kankafotra ve sa ny voro-mahery? [2.445]
Mpanahaka  abilimborona ~ toloho

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11