| Teny iditra | kapo-tandrimo | |
| Sokajin-teny | kambanteny | |
| Singan-teny | kapoka, tandrimo | |
| Enti-milaza ny famotorana izay misy fanontaniana tampoka mba hiaiken' ilay adinina sy hahalalana fa tena marina; kapoka mafy mirivirivy [1.1] | ||
| Tovy hevitra | vely tandrimo | |
| Nohavaozina tamin' ny 2023/06/13 |
|