|
|
|
|

Teny iditra kapo-tandrimo
Sokajin-teny kambanteny
Singan-teny kapoka, tandrimo
 Enti-milaza ny famotorana izay misy fanontaniana tampoka mba hiaiken' ilay adinina sy hahalalana fa tena marina; kapoka mafy mirivirivy [1.1]
Tovy hevitra vely tandrimo

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/13