| Teny iditra | karamanga | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Singan-teny | karatra, manga | |
| Karatra alain' ny fanjakana amin' ny vola miditra amin' ny tena; hetra aloa arakaraka ny vola miditra amin' ny tena mandritra ny taona [1.1] | ||
| Impôt sur le revenu [1.5] | ||
| Voambolana | ~ | |
| Nohavaozina tamin' ny 2024/08/13 |
|