| Teny iditra |
karetsaka
|
| Sokajin-teny | anarana
|
| | Fandehanana haingana, dia miverina tsy ela; fifamoivoizana amim-pahakingana ary mailaka. [1.1]
|
| | A rapide passage to and fro [1.7]
|
| | Passage rapide [1.8]
|
| Sampanteny |
|
| Teny iditra |
karetsaka
|
| Sokajin-teny | anarana
|
| | Hidim-baravarana misy vatany roa: ny iray lahim-panalahidy mih ombo amin' ny lelavaravarana, ny iray kosa fidirany mihombo amin' ny batana, ka rehefa mitsofoka ao amin' ilay fidirany ny lahim-panalahidy dia mihidy ny trano [1.1]
|
| | Karazana hidim-baravarana [1.13]
|
| | A bolt for a door [1.7]
|
| | Verrou, targette [1.8]
|
| | Crémone, espagnolette, targette [1.13]
|
| Ohatra | ny hidin-trano tsivalan-kazo efa mba nosoloana karetsaka;
[2.285]
|
|