|
|
|
|

Teny iditra kasikasy (kasy)
Sokajin-teny mpamaritra
 Tiatia haingo, jejojejo, mpihambohambo: Kasikasy io zanakao lahiaivo io [1.1]
 Kevokevoka, dedadedaka ary ny isehoan' izany dia eo amin' ny endrika na ny fitafiana [2.285]
 Vain, showy [1.7]
 Orgueilleux [1.8]
Ohatra Tsy mba tian-dRazaimalala akory, hono, izany kasikasy amboamboaran-Renilezo azy izany, ka matetika izy mianaka no mifamaly. [2.324]
Sampanteny 
Tovy hevitra kasy

Nohavaozina tamin' ny 2023/02/03