|
|
|
|

Teny iditra kasy
Sokajin-teny mpamaritra
 Tiatia haingo, jejojejo, mpihambohambo: Kasy io zanakao lahiaivo io [1.1]
Ohatra ka tondroin' ny olona molotra any raha tsy kasy tsara. [2.895]
Sampanteny 
Tovy hevitra kasikasy

Teny iditra kasy
Sokajin-teny anarana
  [Tankarana] Remède. § hàsina. [1.19]
Voambolana 
Tovy hevitra hasy ~ kasa

Teny iditra kasy
Sokajin-teny anarana
  [Taisaka] Rongony [1.78]

Nohavaozina tamin' ny 2022/04/21