| Teny iditra | kendry tohina | |
| Sokajin-teny | kambanteny | |
| Singan-teny | kendry, tohina | |
| Action de prendre quelqu'un au dépourvu [1.5] | ||
| Ohatra | Tsy ho ela dia hisy kendry tohina hanapoirany azy.
[2.472] | |
| Tsipelina hafa | kendritohina | |
| Teny nalaina | Soratra misy io teny io | |
| Nohavaozina tamin' ny 2023/03/29 |
|