| Teny iditra | kendritohina | |
| Sokajin-teny | kambanteny | |
| Singan-teny | kendry, tohina | |
| Jereo kendry tohina [3.1] | ||
| Ohatra | Hatramin'izao aza, mbola sarotra ny fandidiana, tsy azo atao mihitsy ny mivoaboaka ny toby ipetrahan'ny miaramila satria miandry kendritohina ireo mpikomy sy ny tafiky ny fanjakana sodane
[4.26] | |
| Nohavaozina tamin' ny 2023/03/29 |
|