| Teny iditra | ketrona | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Fivalombalon' ny hoditra madinika dia madinika amin' ny tarehy na handrina na vozona, avy amin' ny taona mandroso na ny hahiazana: Ny fahanterana mampisy ketrona ny tarehy Fiforetan' ny zavatra anankiray mora alefitra toy ny lamba amin' ny tenany ihany ka mahatonga azy ohatra ny mivalombalona: Nasainy nasiana ketrona ny zipony [1.1] | ||
| Sampanteny |
| |
| Nohavaozina tamin' ny 2017/04/02 |
|