| Teny iditra | miketrona (ketrona) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
| Misy ketrona, lefiravina, fiforetan' ny lamba amin' ny tenany ihany: Tsy miketrona ity lamba ity fa henjan-doatra Mihorongorona, mivalombalona madinika: Olona efa miketrona iny ve ho tanora intsony [1.1] | |||||||||
| To be wrinkled [1.7] | |||||||||
| être ridé, plissé [1.8] | |||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Teny iditra | miketròna (ketrona) | ||||||||
| Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao miketrona | ||||||||
| [1.1] | |||||||||
| [1.3] | |||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|