| Teny iditra | ketso | |
| Sokajin-teny | mpamaritra | |
| Manta vava, tsy mahatana ny teny afenina, basivava, mahay vava ka mahatonga ny tsy fifanarahana [1.1] | ||
| Tovy hevitra | ketsoketso | |
| Teny iditra | ketso | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Karazam-borona [1.1] | ||
| Voambolana | ||
| Nohavaozina tamin' ny 2010/10/27 |
|