| Teny iditra | ketsoketso (ketso) | |
| Sokajin-teny | mpamaritra | |
| Manta vava, tsy mahatana ny teny afenina, basivava, mahay vava ka mahatonga ny tsy fifanarahana [1.1] | ||
| Ohatra | Tsy mandre ny ketsoketso-borona anie!
[2.69] | |
| Sampanteny |
| |
| Tovy hevitra | ketso | |
| Nohavaozina tamin' ny 2023/02/03 |
|