| Teny iditra |
kiakiaka
(kiaka)
|
| Sokajin-teny | anarana
|
| | Antsoantso mafy mankarenin-tsofina: Henonao oe izany kiakiakana kisoa vonoina izany? [1.1]
|
| | Piercing cries [1.7]
|
| | Cris perçants [1.8]
|
| Voambolana |
| Ohatra |
| 1 | Nangina tampoka ny tafondro marovava, fa dridridridry sy kiakiaka mifangaro teny ratsy no nisolo azy.
[2.472]
|
| 2 | Kiakiaka sy antsoantso "Dada Dada" moa izany ny azy telodahy niantsavika an' ingahy Rainitoandro sy nanao akory azy.
[2.470]
|
|
| Haiendriteny |
| Tsotra : |
kiakiaka,
kiakiako,
kiakiakao,
kiakiany,
kiakiatsika,
kiakiakay,
kiakiakareo,
kiakian',
kiakia-,
kiakiaky |
|
| Sampanteny |
|
| Teny iditra |
Kiakiaka
|
| Sokajin-teny | anaran-tsamirery (anaran-tany)
|
| Voambolana |
| Ohatra | Avaradrano sy Kiakiaka sy Lavadrano sy ny manodidin' Ankaratra, izao no nitoeran' Andriamberosalama zanak' Andriamanalina, natao n'Andrianampoinimerina voady ho an' Andriantsoanandriana raha mandry i Merina.
[2.48]
|
| Fangi-bolantany | -19, 47.5
|
| Haianarantany | kiaka |
|