| Teny iditra |
kiaka
|
| Sokajin-teny | anarana
|
| | Tsipika na soritra hita kely; fiendahana kely ateraky ny rangotra na fikasohana mafy amin-javatra: Misy kiaka ny tanako [1.1]
|
| | A scratch; a grazing contact [1.7]
|
| | égratignure, écorchure;
action d'effleurer en laissant une trace [1.8]
|
| | écorchure [1.13, 1.66]
|
| | Strie [1.13]
|
| Sampanteny |
|
| Teny iditra |
kiaka
|
| Sokajin-teny | anarana
|
| | Feo taitra mikarantsana mafy: Henonao ve ilay kiakan' olona tao? [1.1]
|
| Voambolana |
| Ohatra | Farany, kiaka tokana no heno farany, dia izay.
[2.472]
|
| Sampanteny |
|