| Teny iditra | kiana | ||
| Sokajin-teny | anarana | ||
| Tsiny, kilema [1.10] | |||
| Tsiny kely, kilema tsy dia manao ahoana [1.1] | |||
| Ohatra | Tsy misy kiany itý sary itý, na dia kely aza
[1.3] | ||
| Haiendriteny |
| ||
| Sampanteny |
| ||
| Teny iditra | kiana | ||
| Sokajin-teny | anarana | ||
| Iavian' ny hoe makiana [1.10] | |||
| Enti-milaza toetra mora vaky. [1.1] | |||
| Fragilité, facilité à se casser, à se briser [1.3] | |||
| Sampanteny |
| ||
| Nohavaozina tamin' ny 2017/04/02 |
|