|
|
|
|

Teny iditra manakiana (kiana)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Manome tsiny: Tsy ilaozan' olona hanakiana ny zavatra ataonao fa aza kivy [1.1]
 To criticize details, to find fault [1.7]
 Censurer [1.3, 1.8]
 Blâmer [1.3]
 Critiquer [1.8]
Ohatra Na dia eo aza ny fitiavanao ny Fiangonana, io ianao fa manakiana ny fitsipika ao aminy. [1.369]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manakiana
Ny lasa : nanakiana
Ny hoavy : hanakiana
Filaza mandidy : manakiàna

Teny iditra manakiàna (kiana)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manakiana [Fitanisana]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20