| Teny iditra | kikisana (kiky) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
| Hanina amin' ny fanalana tsikelikely amin' ny nify ny nofon-kena miraikitra amin' ny taolana:
Nokikisan' ny alika ilay taolana natsipinao tao Lanina, kepohina: Nokikisan' ny mpandova ny fananan-dRabe Diovina amin' ny fanalana ny loto miraikitra: Nokikisan' ny ankizy ny latabatraAlana ny hodi-menan' ny mangahazo na ny kiran' ny trondro: Kikisana ny mangahazo / Kikiso ireto trondro ireto [1.1] | |||||||||
| To be scraped; to be gnawed [1.7] | |||||||||
| Qu'on racle, qu'on gratte; qui est rongé [1.8] | |||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2024/12/25 |
|